| Entry | 1 hafa fandry |
| Elementary words | 2 hafa, 3 fandry |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 hafahafa [Bezanozano]
[1.78] 6 tsy mitovy fatory na fomba fanao amin' ny maro; enti-milaza koa ireo tsy mankatò ny mpitondra na ny dina nataon' ny mpiray fileovana ka natao koa hoe mitsivalam-pandry izy ireny [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|